Diasporas légalistes

Publié le par Ny Marina

Diasporas  légalistes

Le GTT de Marseille renforce son réseau d’action

L’union fait la force.  Ce dicton semble le mieux approprié dans le cadre des actions futures envisagées par le GTT de Marseille pour  le retour vers la légalité à Madagascar. Après la grande manifestation de la diaspora malgache à Paris le 9 mai dernier, les malgaches légalistes de la cité phocéenne se sont réunis le samedi 16 mai dernier pour confirmer une fois de plus leur volonté à poursuivre jusqu’au bout le combat contre l’illégalité à Madagascar. Objectif : renforcer sa capacité pour plus d’efficacité dans ses actions prioritaires.

Distribution de tracts

Pour ce faire, une vaste campagne d’information et de sensibilisation sur la situation de Madagascar sera entreprise dans la ville de Marseille. Et ce, que ce soit au niveau de la diaspora sur place qu’au niveau des Marseillais. A cet effet, des journées massives de distribution de tracts seront organisées auprès des endroits les plus fréquentés de la ville. Il faut dire que le GTT de Marseille mise beaucoup sur la communication afin d’enclencher des réactions tant au niveau  national qu’international.  

Renforcement du GTT sud de la France

Par ailleurs, un projet de rassemblement des GTT du Sud de la France regroupant entre autres les GTT de Montpellier, de Nice, de Toulouse, de Toulon, …est à prévoir. Conscient de l’étendue des tâches à accomplir, le GTT de Marseille table beaucoup sur la solidarité des Gasy Tia Tanindrazana afin de booster  les réactions. S’il est vrai que le retour au calme est plus ou moins apparent au pays, la vie de plusieurs milliers de malgaches n’est actuellement suspendue qu’à un fil.  Les produits de premières nécessités deviennent rares voire inaccessibles. Les prix s’envolent. Le chômage est à son plus haut niveau. L’économie stagne. Pire, elle est au point mort.

Manifestation légaliste à Marseille

L’heure n’est plus à l’observation. La guerre d’usure est à prohiber. C’est d’ailleurs la raison pour laquelle, le GTT de Marseille se penche actuellement sur l’organisation d’une deuxième manifestation de la diaspora malgache légaliste de France dans la ville phocéenne.   Et ce, dans les plus brefs délais.  Des réunions sont en cours pour aller dans ce sens.

 

 

Hanamafy ny hetsika fanoheranan ny tsy ara-dalàna ny diaspora eto Marseille

Firaisan-kina no hery. Toy izay raha atao bango-tokana ny fehi-kevitra nivoitra, nandritra ny fihaonana nataon’ireo malagasy monina ao Marseille mivondrona ao anatin’ny Gasy Tia Tandindrazana de Marseille ny asabotsy 16 may lasa teo.  Taorin’ilay filaharam-be manohitra ny tsy ara-dalàna sy ny heri-setra any Madagasikara, izay natao tao Parisy ny 9 may lasa teo dia nanapa-kevitra ny GTT de Marseille, hanampy tosika indray ny tolona ataon’ny diaspora hanoherana ny zava-misy any an-tanindrazana.

Tanjona : hanamafy hatrany ny enti-mitolona ka hampahery vaika kokoa izany

Tapaka ary fa hisy hetsika goavana hampahafantarana  ny zava-misy marina mikasika ny toe-draharaha any Madagasikara izay atao ao an-tapotanan’ny Marseille renivohitra.  Voakasik’izany avokoa na ny malagasy monina eto Marseille na ireo Marseillais. Hisy fizarana trakta noho izany manerana ireo toerana fivezivezen’ny daholobe eto an-toerana. Marihina fa amin’ny GTT de Marseille dia isan’ny mitana toerana lehibe amin’ny tolona ny fivoizana hatrany ny hetsika rehetra atao amin’ny alalan’ny haino aman-jery. Izay indrindra ary no nanapahany hevitra hanao izany hetsika fampahafantarana izany.

Eo amin’izay lafiny fanamafisana ny tolona hanoherana ny tsy ara-dalàna izay ihany, dia fantatra fa hanamafy ny fiaraha-miasa eo anivon’ny GTT avy amin’ireo tanan-dehibe aty atsimon’ny Lafrantsa izy ireo.  Hivondrona ao anatin’izany ohatra ny GTT  ao Montpellier, Nice, Toulouse, Toulon, Avignon …sy ny maro hafa.  Amin’ny GTT de Marseille dia hanan-danja ary hahery vaika kokoa ny tolona raha misy fiaraha-miasa hatrany eo anivon’ireo GTT rehetra eto Frantsa.

Raha lazaina ary fa efa miverina tsikelikely ny filaminana sy ny frandriam-pahalemana any Madagasikara dia tsikaritra kosa fa mandry tsy lavo lefona ny ankamaroan’ny Malagasy noho ny zava-misy amin’izao fotoana izao. Midangana avokoa ny vidin’entana.  Mitombo isa isan’andro isan’andro ireo very asa. Mivarilavo ny hari-karena. Tsy lazaina intsony ny fototonganan’ny fahefa-mividy.

Noho izany, eo ampikarakarana tanteraka ny mety handraisana hetsika goavana toy ny natao Parisy farany teo ireo legalistes eto Marseille. Amin’ny fomba aingana dia aingana no ezahina hanantanterahina izany.

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :

Commenter cet article