POUR UNE TRANSITION NEUTRE ET CONSENSUELLE
Tandindonin-doza ny firenena malagasy. Mikatso tsy ahitam-baha-olana ny toe-draharaha eto amintsika. Manoloana izany, dia tsy afaka hitazam-potsiny ny olom-pirenena izay mihevitra fa manana anjara-biriky amin'ny fandraisana andraikitra hialana amin'izao...