Ririnin-dasa tsy tsaroana ?
Efa kely sisa dia ho roa taona feno no nanaovan'Andriamatoa Andry Rajoelina kabary miezinezina tetsy Ambohijatovo, raha mbola Ben'ny tanàna izy ka nitokana ny Kianjan'ny Demokrasia (Asabotsy faha-17 Janoary 2009). Maro ny zavatra notakiany tamin'izany, maro ny fampanantenana nomeny, maro ny lokaloka nataony. Nambara tamin'izany fa dia ho sehatra misokatra ho an'ireo olona rehetra manak'ambara io toerana io. Ireto Ho hampatsiahivana antsika ny sombitsombiny tamin'izany kabary izany, izay noraisina tamin'ny tranokala ny Tanànan'Antananarivo (www.iarivo-town.mg/kabary17.
Ndimby A.
Vakio : http://fijery.wordpress.com/